Teny iditra | 1 mivoaboaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 voaboaka |
Haiendriteny |
|
Ohatra |
7 [2.298] Raha efa nifampiarahaba sy nifanantsafa indray, dia nitsangana ilay mpamangy hoe hivoaboaka kely. 8 [2.499] Izy mianaka tsy mivoaboaka, ny tovolahy tsy misy mihelingelina. |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |