Teny iditra mivoky (voky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihinana araka izay tiana, miala fo: Nivoky tsara izy vao nandeha [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivoky
Ny lasa : nivoky
Ny hoavy : hivoky
Filaza mandidy : mivokisa
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05