Teny iditra | 1 mivongika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manano sarotra mitondra zavatra betsaka, izay mety tsy havesatra akory: Mivongika voasary tsy eran' ny aina ity zaza ity |
Fototeny | 4 vongika |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny mivongika io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |