Teny iditra | 1 mivongovongo |
Fototeny | 2 vongovongo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mifanongoa: An' iza ireto kitay mivongovongo ireto? 5 Mibokitra: Inona àry ity zavatra mivongovongoao anaty kapaotinao ity? [1.1] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |