|
|
|
|

Teny iditra1  mivonkina
Fototeny  2  vonkina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miforitra: Manjary tery ny farafara noho izy mivonkina rehefa matory
Mihorona manakely tena: Mivonkina ny sokina tohinina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to contract, as the fist
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] se contracter comme le poing
Ohatra  7  Matokia hianao, tompoko, fa mivonkina ity anay, mitsotra ity anay. [2.587#]
8  Amin' izay ny rantsan-tanany mivonkina toa handoaka ny tratrany, handrotika ilay fo mitepotepo ao anatiny. [2.499#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny mivonkina io

Fivaditsoratra  16  ivonkinam, mivonkina, novinakim

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21