|
|
|
|

Teny iditra1  mivonkin-kozatra
Singan-teny  2  mivonkina, hozatra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#446] re mivonkina ny hozatra ka mibontana amin' ny faritra iray, ary dia tsy mihetsika mihitsy amin' izany fa mihizihizy fotsiny eo
5  [1.1#748] fikainkon' ny hozatra sasantsasany -- toy ny kibondranjo, ohatra -- izay maharary aoka izany
Voambolana  6  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07