|
|
|
|

Teny iditra1  mivoraka
Fototeny  2  voraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsy mifintina tamin' ny toerany fa miboraka raraka any ivelany: Mivoraka ity entana ity fa fatory tsara
Mitresaka, mitriatriatra: Mivoraka ny bainga vonton-drano
Miveraka: Mivoraka ny ovinareo izany
Matavy be, vondraka: Mivoraka ity kisoa ity
5  [1.78] [Bezanozano] [mivôraka] matavy
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9  mavoraky, mivoraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20