|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivorovoro
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  vorovoro
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Mikorontana, misafotofoto, misaritaka, misavorovoro: Mivorovoro ny zavatra rehetra ato an-trano izany

Teny iditra (2/2)8  mivorovoro
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  10  vorovoro
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Tambahoaka] tafavory tsy nampoizina

Fivaditsoratra  12  mivorovoro, vorovoroim

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29