Teny iditra mivotrovotro (votrovotro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamorofotra, mibontsimbontsina mitapelaka: Mivotrovotrony tarehiny
¶ Mandrotsirotsy, marokoroko: Tsara hanaovana fonom-boky ity taratasy mivotrovotro ity [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mivotrovotro
nivotrovotro
hivotrovotro

2010/05/14