|
|
|
|

Teny iditra1  mizahazaha
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  3  [2.4] Ny iray kosa nampidina ny mpandeha sasany ary nizahazaha tao anaty fiara.
4  [2.131] tsy tia ka mizahazaha
tsy manina ka mijerijery
ny tongotro va hampanamy?

Fototeny  5  zahazaha
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11