Teny iditra | 1 mizahozaho |
Fototeny | 2 izahozaho |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao ny tena ho zavatra; manambony tena; rehefa miteny tsy manankotenenina afa-tsy ny "izaho, izaho", fatra-pilaza tena raha miresaka Mitompo teny fantatra Mandidididy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Parler toujours en son nom, alors qu'il faudrait parler au nom de plusieurs, se mettre toujours en avant, s'attribuer le mérite, la prééminence, le principal rôle. [1.3#287] 6 Se mettre toujours en avant, s'attribuer le principal rôle, être prétentieux, faire l'important (synonymes matin-kambo, mizitizity). [1.5] |
Ohatra |
7 Vokatr' izany, dia olona miavona, mirehareha, mizahozaho, manao tsinontsinona ny namany, izany no saika hita hatraiza hatraiza.
[1.317#]
|
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mizahozaho io |
Fivaditsoratra | 13 mihazohazo, 14 mizahozaho |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |