Teny iditra mizijitsa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Be ditra: Efa mba nitaroña azy aho ko dia mizijitsa mandiña i (Efa mba niteny azy aho ka dia mbola be ditra ihany izy) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31