Teny iditra | mizozozozo (zozozozo) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamoaka feo ohatra ny feon' ny rivotra mitsoka amin' ny elakelaky ny hazo na amin' ny elanelan' ny hiriky ny varavarana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To whiz, to buzz [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bourdonner, bruire, siffler [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/24 |