|
|
|
|

Teny iditra1  mofo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zava-pihinana atao amin' ny kobam-bary na lafarinina voapotsipotsika ka andrahoina amin' ny menaka na atao anaty lafaoro fotsiny
(Karaza-mofo: mofogasy, mofodipaina, mofosira na ramanonaka, mofomenakely, mofotampontsatroka, mofokoba na kobandravina, mofomamy, moforandrana, mofoakondro, mofotantely, mofomakasaoka, mofomalandy, mofosponjy, mofobaolina)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] bread
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] pain
Ohatra  6  Sady nihinana no velon-kira nony nozaraina ny mofo. [2.470]
Voambolana  7  Toe-karena: hanina
Kamban-teny 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny mofo io
Lahatsoratra  23  Randzavola: mofo ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  24  mofo, ofom

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02