Teny iditra (1/2) | 1 mohara |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 ody [Bara]
[1.78] 4 ody [2.606] 5 Ody atao anaty tandroka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a fetish made from a cow's horn [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 fétiche fait d'une corne de boeuf [1.8] 8 Nom d'une catégorie de talismans ; Asteraceae de produits végétaux, ils sont insérés à l'intérieur d'une corne de boeuf ou d'une dent de crocodile et on les porte pendus autour du cou [1.196] |
Ohatra |
9 Sady noraisiny ilay mohara teny an-dohan-Ralaiarivony. [2.298] 10 Dia nampakariny avy ao indray, tapa-kazo iray fehezana, izay nentiny niditra nampisehoany fomba sahala amin' ny tamin' ilay mohara ihany. [2.472] |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 12 mohara |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
14 Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae). Arbre à bois dur, rouge ; pourrissant difficilement quand il est bien préparé. On le choisit souvent pour faire les poteaux principaux des cases. Il entrerait dans la composition du talisman portant le même nom. [Bezanozano]
[1.196] 15 [Tanala] |
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 18 hamaro, hamora, haramo, maharo, maroha, mohara, rahoma |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/06 |