Teny iditra moka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bibikely manidina mpitsentsitra ra ka mahatonga na mamindra aretina, toy ny tazo [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a mosquito [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay moustique [Hallanger 1974]
 moka, moky: moustique [SLP 1986]
Voambolana 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny moka ity (2): Bemoka, Maromoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31