Teny iditra | 1 molaly |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra maintimainty mikiramborambo eny amin' ny valindrihana sy ny rindrin' ny trano anaovana afo izay avy amin' ny setroka mitangorona eny mandavantaona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] soot |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] suie |
Ohatra |
6 [2.470] Mitsilany izy ka ny valin-drihana ikiraviravizan' ny molaly no tandrifin' ny masony. |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny molaly io |
Fivaditsoratra | 18 lamoly, lomaly, lômaly, malilo, milalo, molaly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/13 |
![]() |