Teny iditra (1/3) | 1 mole |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Biby tahaka ny soavaly nefa manana ny bikabikan' ny ampondra (ny mole na Ramole dia zanaky ny ampondralahy sy ny soavalivavy ) 4 [1.13] safiotra avy amin'ny ampondra sy soavaly |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a mule |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.54] mulet 7 [1.8] mulet |
Voambolana |
8 Haibiby: mampinono |
Tovy hevitra | 9 ramole |
Teny iditra (2/3) | 10 mole
![]() |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.7] kambo: a mole or other growth on the skin |
Voambolana |
13 Fahasalamana |
Teny iditra (3/3) | 14 mole
![]() |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.13] mola: mole |
Fivaditsoratra | 17 lemo, leom, melo, melo-, mole |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |