Teny iditra | 1 mololo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tahom-bary avy nojinjaina sy novelezina: Sady atao hanin' omby no lafika atoriany ny mololo. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a rice-straw |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] paille du riz coupé et battu 6 [1.8] paille de riz 7 [1.196] Paille de riz quand il a été moissonné et battu ; sert d'aliment pour le bétail. |
Ohatra |
8 [2.470#] Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e. 9 [2.649#] Tao avaratr' ilay trano nifatorany, dia nisy trano tany tsy nitafo ravarava, ivaiva, feno mololo. |
Voambolana |
10 Haizavamaniry |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |