|
|
|
|

Teny iditra1  mololo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tahom-bary avy nojinjaina sy novelezina: Sady atao hanin' omby no lafika atoriany ny mololo.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a rice-straw
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] paille du riz coupé et battu
6  [1.8] paille de riz
7  [1.196] Paille de riz quand il a été moissonné et battu ; sert d'aliment pour le bétail.
Ohatra  8  Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e. [2.470#]
9  Tao avaratr' ilay trano nifatorany, dia nisy trano tany tsy nitafo ravarava, ivaiva, feno mololo. [2.649#]
Voambolana  10  Haizavamaniry
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mololo io

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11