|
|
|
|

Teny iditra1  mombamomba
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Ohatra  4  [2.4] Nanontaniany aloha ny mombamomba ahy rehetra : anarana, taona, ray aman-dreny, fonenana, asa.
5  [4.27] Ny tsy fahafehezan’ny mpiasa ny andraikiny sy ny mombamomba ny didy aman-dalàna mifehy an’izany dia mitarika fandraisana fanapahan-kevitra azo anaranam-po na tsy amin’antony.

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29