Teny iditra monamonany (monamona (mona))
Sokajin-teny mpamaritra monamona sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Dongadonga sady botrabotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Gros, dodu comme un enfant ou un petit animal [1.3]
Ohatra I Terezy moa tsy hita endrika loatra amin' ny mahazaza monamonany azy. [2.470]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31