Teny iditra | 1 mondro |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza zavatra efa ela niasana ka tsy lava na lehibe intsony, fa fohy na bory kely sisa: Angady mondro |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] blunted, dulled |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] émoussé |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mondro io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |