Teny iditra mondron-kery
Singan-teny mondro ; hery
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny sisa tafajanona amin' ny hery [1.1]
Ohatra Fifaliana ny nahita, eny, tsy ela akory, fa tsy lany mondronkery akory ny tena nikarakara zanaka an-trano heverina ho toy ny naloaky ny kibo. [2.356]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16