Teny iditra | mondron-kery | |
Singan-teny | mondro ; hery | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny sisa tafajanona amin' ny hery [1.1] | |
Ohatra | Fifaliana ny nahita, eny, tsy ela akory, fa tsy lany mondronkery akory ny tena nikarakara zanaka an-trano heverina ho toy ny naloaky ny kibo.
[2.356] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mondron-kery io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16 |