Teny iditra mondry
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy misy rantsana intsony fa levon' ny aretina, toy ny habokana: Olona mondry no ampandraisinao zavatra ka hahay ? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Main de lépreux dont les doigts sont tombés [1.196]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra mondry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Regain [1.19]

Teny iditra mondry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Bombyx [1.19]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/28