|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mondry
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy misy rantsana intsony fa levon' ny aretina, toy ny habokana: Olona mondry no ampandraisinao zavatra ka hahay ?
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] main de lépreux dont les doigts sont tombés
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny mondry io

Teny iditra (2/3)12  mondry
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.19] [Tankarana] regain

Teny iditra (3/3)15  mondry
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.19] [Tankarana] bombyx
Voambolana  18  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
19  Toe-karena: zaitra
Teny nalaina  20  Soratra misy io teny mondry io

Fivaditsoratra  21  mindro, mondri, mondry

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21