|
|
|
|

Teny iditra 1  mongena
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 tsy miteny firy, vitsy teny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 taciturne, bourru [1.3]
Tovy hevitra  5 jadina, jahidy, jinina, jomoka, mijadina, mijahidy, mijinijiny, mijomoka
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mongena

Fivaditsoratra  7 mañengo, mongena

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04