Teny iditra monja
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Ihany, saingy tsy fiteny afa-tsy raha misy filazana isan-javatra na isan' olona: Mpianatra telo monja no tonga androany (fa tsy fiteny ny hoe "Ikoto monja no tonga") ~ Trondro dimy monja no azoko nandritra ny andro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy only, just [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay seulement, tout juste [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/26