Teny iditra | 1 monja |
Sokajin-teny | 2 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ihany, saingy tsy fiteny afa-tsy raha misy filazana isan-javatra na isan' olona: Mpianatra telo monja no tonga androany (fa tsy fiteny ny hoe "Ikoto monja no tonga") ~ Trondro dimy monja no azoko nandritra ny andro [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 only, just [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 seulement, tout juste [1.8] |
Tsanganana sy sary iray takila |
6 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 7 manjo, manjò, monja |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02 |