Teny iditra monjotra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy fahafaliana ka mionjononjona ary toa mitefoka koa; sosotra ka tsy miteny firy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Pouting [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui boude [1.8]
Sampanteny 
Tovy hevitra monjitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31