Teny iditra | 1 monomonona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Feo tahaka ny an' ampela ampandihizina na ny fangaraka manidina mitory alahelo na hasosorana tsy tafavoaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 muttering, grumbling [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 comme samonina [1.3#445] 6 plaintes sourdes, murmures [1.8] |
Sampanteny |
|
Voambolana | 11 Feo |
Tovy hevitra | 12 samonina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
![]() |