Teny iditra montsana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mongo, torotoro, vaky, potipotika: Nianjera tamin' ny vato ilay vilany tany vao novidina ka mon tsana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Crushed into small pieces [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Écrasé en petits morceaux [1.8]
Sampanteny 
Tovy hevitra montsamontsana

Teny iditra montsana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Nul [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31