Teny iditra | 1 montsina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vava feno hanina; entina milaza ireo bontsimbontsina na mandrotsirotsy amin' ny hoditra Fijomoka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] bouche pleine, petite enflure taciturnité |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 6 montsona |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 8 antsonim, montsani, montsina, nantsoim, nasintom |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |