Teny iditra mora
Sokajin-teny mpamaritra na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy sarotra atao: Mora adika io lahateny io ~ Mora ny maniny fa sarotra ny manao
Kely vidy, tsy lafo: Mora ny vary rehefa fararano
Malemy fanahy, malemy paika, rainazy: Tsy hahita olona mora be ohatra azy ianao
Miadana: Mandehana mora fa ratsy ny lalana (matetika ny verindroa moramora no ampiasaina amin' io hevitra io)
Amin-kalemem-panahy, tsy mitratreva: Alaina mora no fakana ny ankizy, indrindra rehefa ilay sakasakan-jaza iny izy
Malaky: Mora tezitra, mora misafoaka ny mpampianatra anay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Easy; slow; cheap
Easily [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Facile; bon marché [1.8, 1.13]
 Lent
Facilement [1.8]
Ohatra Ny fiainana tsy vita mora rahateo: [2.470]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18