Teny iditra | 1 mora |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra na tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy sarotra atao: Mora adika io lahateny io ~ Mora ny maniny fa sarotra ny manao Kely vidy, tsy lafo: Mora ny vary rehefa fararano Malemy fanahy, malemy paika, rainazy: Tsy hahita olona mora be ohatra azy ianao Miadana: Mandehana mora fa ratsy ny lalana (matetika ny verindroa moramora no ampiasaina amin' io hevitra io) Amin-kalemem-panahy, tsy mitratreva: Alaina mora no fakana ny ankizy, indrindra rehefa ilay sakasakan-jaza iny izy Malaky: Mora tezitra, mora misafoaka ny mpampianatra anay |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] easy; slow; cheap easily |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8, 1.13] facile; bon marché 6 [1.8] lent facilement |
Ohatra |
7 Ny fiainana tsy vita mora rahateo: [2.470] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Fivaditsoratra | 43 arom, maro, mora, oram, ramo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |