Teny iditra | mosalahy | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | An-tsirambina, kitoatoa, sendrasendra: Aza manao mosalahy [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Careless; left to chance [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Insouciant, négligent; qu'on fait nonchalamment [1.8] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mosalahy io | ||
Fivaditsoratra | mihasola, mosalahy, somalahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |