|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mosare
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] mosary, tsy fisianjavatra hohanina, hanoanana: Repaky ny mosare
Ohabolana  4  Ohabolana misy io teny mosare io

Teny iditra (2/2)5  mosare
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Taisaka, Bara] noana
Sampanteny 
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  10  mosare, ramose, Ramose, serôma, somare

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08