Teny iditra | 1 motiny |
Fototeny | 2 moty |
Sokajin-teny | 3 anarana moty sy mpisolo |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Kitsambony miraikitra amin' ny kofehy na amin' ny lamba, romoromony: Tapaho any ireo motiny kely amin' ny lambanao ireo fa maharatsy tarehy azy Ny mifaingoka kely amin' ny fintana na ny vy fanaovana korise na ny rambon' ny bibikely mpanindrona toy ny maingoka |
Tovy hevitra | 5 moty |
Fivaditsoratra | 6 mitony, motiny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |