Teny iditra (1/7) | 1 moty |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Motika Mokony madinika |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/7) | 6 moty |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Kitsambony miraikitra amin' ny kofehy na amin' ny lamba, romoromony: Tapaho any ireo motiny kely amin' ny lambanao ireo fa maharatsy tarehy azy Ny mifaingoka kely amin' ny fintana na ny vy fanaovana korise na ny rambon' ny bibikely mpanindrona toy ny maingoka |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 motiny |
Teny iditra (3/7) | 11 moty |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.13] tsilo na somo-bary |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.13] filet de riz |
Voambolana |
15 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Teny iditra (4/7) | 16 moty |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] Karazam-borona |
Voambolana |
19 Haibiby: vorona |
Teny iditra (5/7) | 20 moty |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.78] [Taisaka, Sihanaka, Tanala]
tai-maso 23 [1.1] Tai-maso fotsy miraikitra eo antsisi-maso |
Tovy hevitra | 24 mote |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (6/7) | 27 moty |
Sokajin-teny | 28 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
29 [1.196] [Tanosy]
(Probablement de motika : qu'on réduit en petits morceaux). Chadsia grevei Drake (Fabaceae). Les racines réduites en menus fragments et écrasées avec de l'eau, servent à préparer un poison de pêche. |
Voambolana |
30 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (7/7) | 32 moty |
Sokajin-teny | 33 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
34 [1.196] [Taisaka]
Nom donné à plusieurs carissa (Apocynaceae) dans le Sud-Est. |
Voambolana |
35 Haizavamaniry |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 37 mito, moty |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |