|
|
|
|

Teny iditra1  mova tsy (ova)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  (Moa ve tsy na Miova tsy) Teny enti-milaza fitoviana ara-pampitahana: Mova tsy ny dian-tongotra havia ny sarintanin' i Madagasikara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Tout à fait semblable à: Mova tsy ny adala izy (Il est tout à fait semblable à un fou) ~ Mova hianao tsy izy (Vous lui ressemblez tout à fait) [1.3#447]
Ohatra  5  Mova tsy nitana aina ny tontolo / Nanaraka ny fiomanana rehetra [2.576]
6  Mova tsy ny manontany ahy izay faritry ny sandriko foiko hotapahina [2.298]
7  Moava tsy fomba firesak'izy roa fony izy ireo nifankahita voalohany indrindra ka nahatonga an-dRasoa ho fofombadin-dRainitoandro, taona maro lasa izay [2.470]
Tovy hevitra  8  mitovy amy, ohatra ny, tahaka ny
Tsipelina hafa  9  miova, moa, moa

Fivaditsoratra  10  mavotsy, mova tsy

Nohavaozina tamin' ny 2022/02/13