Teny iditra | 1 mova tsy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (Moa ve tsy na Miova tsy) Teny enti-milaza fitoviana ara-pampitahana: Mova tsy ny dian-tongotra havia ny sarintanin' i Madagasikara |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#447] tout à fait semblable à: Mova tsy ny adala izy (Il est tout à fait semblable à un fou) ~ Mova hianao tsy izy (Vous lui ressemblez tout à fait) |
Ohatra |
5 [2.576] Mova tsy nitana aina ny tontolo / Nanaraka ny fiomanana rehetra 6 [2.298] Mova tsy ny manontany ahy izay faritry ny sandriko foiko hotapahina 7 [2.470] Moava tsy fomba firesak'izy roa fony izy ireo nifankahita voalohany indrindra ka nahatonga an-dRasoa ho fofombadin-dRainitoandro, taona maro lasa izay |
Fototeny | 8 ova, tsy |
Tsipelina hafa | 9 miovatsy, moavatsy, moavetsy |
Tovy hevitra | 10 mitovy amy, ohatra ny, tahaka ny |
Fivaditsoratra | 11 mavotsy, mova tsy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |