Teny iditra | 1 mozika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavamaneno: Inona no mozika tao? Feon-javamaneno: Tiako ny mozika Fahaizana mitendry na mitsoka zavamaneno: Mianatra mozika isan-kariva izy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a brass band; an orchestra; music |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] musique; orchestre |
Voambolana |
6 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny mozika io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |