Teny iditra | 1 moziry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Modely alain-tahaka: Misy moziry amidy eny amin' ny mangazay raha mitady ianao Refy alaina amin' ny fandidiana akanjo: Aza mandeha ianao fa mbola halaina moziry Paikan' ny naoty na ny solfa eo amin' ny hira: Jereo ny mpively ba ka araho tsara ny moziry |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |