|
|
|
|

Teny iditra1  mpamatotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#158] celui qui enchaîne, qui lie
Ohatra  5  [2.270#137] Novahan' ny miaramila mpamatotra ahy indray aho.
6  [2.324#] Dia nentina tany amin'ny mpamatotra izy telo mianaka.
Fototeny  7  fatotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11