|
|
|
|

Teny iditra1  mpamelona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#824] celui qui nourrit, qui anime, qui vivifie
Ohatra  5  [2.606#] Ny ray sy ny reny izany no mpanabe, nefa mahery ny lahy noho izy lohan'ny fianakaviana sy mpamelona azy.
Fototeny  6  velona
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  mampanelo, mpamelona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21