Teny iditra | mpamendrofendro (fendrofendro) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona tsy tonga hanala na hampihena ny alahelo raha misy manjo, fa vao mainka koa mamohafoha ny alahelo: Ny tompon' alahelo leo ihany fa ny mpamendrofendro no fatratra [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mpamendrofendro io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |