Teny iditra | 1 mpaminany |
Fototeny | 2 vinany |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Olona mahalala mialoha ny zavatra ho avy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a prophet |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] prophète |
Ohatra |
7 [2.298#] Zovy no hatoro fa olo-mpandinika ny fiainana, sy mpaminany hevitra, ary mpamantatra olona Ramalagasy? |
Voambolana |
8 Fivavahana, finoana |
Lohateny |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mpaminany io |
Lahatsoratra |
12 Randzavola: mpaminany ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 13 mpaminany, mpanimina, mpinamany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01 |
![]() |