Teny iditra | 1 mpampandroso |
Fototeny | 2 roso |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Ohatra |
4 Nifanantsafa nibitsibitsika tamin' ny maizina tao ny vahiny sy ny mpampandroso azy, nony voahidy ny varavarana. [2.472] 5 Tamin' izay indrindra, nitsangana ary niala tamin' ny toerany ity lasam-betsovetso samirery ka nanatona an-dRasoa mpampandroso. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |