|
|
|
|

Teny iditra1  mpampanoa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mpanao fanjakana ambony amin' ny raharaham-pitsarana, ka ny andraikiny dia ny mitsikera ny hadisoan' ny olona voampanga, mamaritra ny lalana tokony hampiharina aminy ary mitaky ny sazy antonona ny heloka vitany, ka amin' ny maha-solontenan' ny tany ama-monina azy no anaovany izany

Fivaditsoratra  4  ampañompa, mpampanao, mpampanoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21